Actualités > NY DISTRIKAN'IKONGO

NY DISTRIKAN'IKONGO


Manamafy ny fanentanana eny ifotony amin'ny vondron’olon-tsotra sy mifampizara traikefa amin'ny famolavolana paikadin-tserasera fanampiny ny ekipa eny ifotony eto anivon'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina.Ankoatra izay, natao ihany koa ny fampiofanana sy fanentanana ho an’ireo Ben’ny Tanàna ao amin’ny Distrikan’Ikongo. Tanjona ao anatin'izany ny fanentanana sy fanazavana momba ny ady amin’ny tazomoka.Hampitombo ny fahalalan’ny Ben’ny Tanàna momba ny andraikiny amin’ny fitantanana sy ny fisorohana ny loza mitatao izany.Eo ihany koa ny hanamafisana ny fandraisana andraikitra eo anivon’ny kaominina amin’ny fanomanana sy fiatrehana ny loza.

NY DISTRIKAN'IKONGO
NY DISTRIKAN'IKONGO
NY DISTRIKAN'IKONGO
NY DISTRIKAN'IKONGO
NY DISTRIKAN'IKONGO
NY DISTRIKAN'IKONGO
NY DISTRIKAN'IKONGO
Publie le 10/07/2025 Par 451512 Categorie: Actualités