Actualités > TONGA NITSIDIKA NY RAY AMAN-DRENY ARA...
TONGA NITSIDIKA NY RAY AMAN-DRENY ARA-DRAZANA " MPANJAKA ISSA TSIMIARO III ", NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA, RAMATOA MARA VOLAMIRANTY DONNA
Tonga nitsidika ny ray aman-dreny ara-drazana "Mpanjaka ISSA Tsimiaro III", ao amin’ny faritry DIANA, distrikan’Ambilobe ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa MARA Volamiranty Donna.
Publie le 21/07/2025
Par 451512
Categorie: Actualités