Actualités > MITOHY HATRANY NY FAMPITAOVANA ATAON'...

MITOHY HATRANY NY FAMPITAOVANA ATAON' NY FITONDRAM-PANJAKANA HO AN' IREO RAFITRA ENY IFOTONY

Mitohy hatrany ny fampitaovana ataon'ny fitondram-panjakana ho an'ireo rafitra eny ifotony, ary tsy misy Distrika ho adino araka ny toromariky ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina Distrika miisa efatra ao anatin'ny Faritr'i Diana ahitana an'i Antsiranana 1, Antsiranana 2, Ambilobe, ary Ambanja araka izany no nisitraka fampitaovana avy amin'ny Fitondram-panjakana, tamin'ny alalan'ny Ministeran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tarihin'ny Ministra MARA Volamiranty Donna Donna izay nahitana solosaina, sy caméra.Nandray ireto fitaovan-tserasera ho enti-manatsara ny asam-panjakana ireto ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Diana, Atoa TINOGNY Fabio JAOMANONGA, notron'ireo olom-panjakana isan-karazany ao amin'ny Faritra.Niavaka kokoa ho an'ny Distrikan'Antsiranana voalohany amin'ny maha renivohi-paritra azy izay notolorana émetteur Tv , fitaovana fanampiny ankoatra ireo fampitaovana mitovy amin'ny Distrika telo hafa.Tahaka ireo Fitaleavam-paritra Vakinankaratra, Vatovavy, Atsimo Andrefana, izay efa samy novatsiana fampitaovana, dia hitohy hatrany any amin'ireo Fitaleavam-paritra hafa sy ireo Delegasiona eny anivon'ireo Distrika maro izao ezaka izao raha ny nambaran'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina.fampiroboroboana ny maha-olona, fanjakana tsara tantana.

Publie le 21/07/2025 Par 451512 Categorie: Actualités