Ao ambadiky ny fahitalavitra mampita mivantana dia misy asa mafy tokoa. Misaotra sady mankahery anareo hatrany aho. Misaotra mitsidika ny isan-tokatrano. Mankasitraka eh!