Actualités > TSY FANOMEZANA TSOTRA FOTSINY IHANY N...

TSY FANOMEZANA TSOTRA FOTSINY IHANY NY LANONANA FANOLORANA BOKY FA FANEHOANA FASAKAIZANA, FIARAHA-MIASA ARY FITOKISANA LALINA

Teo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, dia nanamafy ny firaiketam-pony amin’ny kolontsaina sy lova nentin-drazantsika, ary indrindra amin’ny tanora taranaka ankehitriny, amin’ny alalan’ny fanolorana boky ho fanokafana varavarana mankany amin’ny fahalalana sy tontolo vaovao ny masoivohon’ny Japana. Ao anatin’io toe-tsaina feno fifanajana sy fisakaizana maharitra eo amin’ny firenena roa tonta io, dia nanamarika ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa MARA Volamiranty Donna, fa tsy fanomezana tsotra fotsiny ihany ity lanonana fanolorana boky ity, fa fanehoana fisakaizana, fiaraha-miasa ary fitokisana lalina.Ankehitriny kosa, efa misokatra ny “Espace Japon”, natao ho tetezana mampifandray kolontsaina samihafa. Manome sehatra ho an’ny rehetra izy io, ahafahana manitatra ny fahalalana sy manatsara ny fahatakarana ny fiaraha-monina maneran-tany. Tonga nanome voninahitra ity lanonana ity ny Masoivohon'ny Japana SEM ABE Koji, izay notontosaina anio 04 Aogositra 2025.

Publie le 04/08/2025 Par 451512 Categorie: Actualités