Ao anatin'ny fiaraha-mientana tanteraka ny famaranana ny hetsika. "Miara-mientana amin'ny Kolontsaina mamoha ny hambom-po ao anatintsika isika" hoy ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Ramatoa MARA Volamiranty Donna. Vory lanona ny vahoaka ao anatin'ny fotoan-dehibe izay sady entina ankasitrahana ireo mpandray anjara rehetra tamin'ny hetsika. Tsy misy distrika ho adino intsony.