Fiverenan'ny Kabeson'ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafika : Tantara velona tsy fanadino!Nankasitraka ireo rehetra nandray anjara tamin’ity dingana lehibe manan-tantara ity ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Ramatoa MARA Volamiranty Donna