Ny Alarobia 03 septambra 2025 – Lapam-panjakana IavolohaNotanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany Alarobia 03 septambra 2025 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.