Actualitรฉs > FAMPODIANA NY KABESON' NY AMPANJAKA T...

FAMPODIANA NY KABESON' NY AMPANJAKA TOERA

Mitohy any aminโ€™ny faritra Menabe ny fanomanana ny fandraisana tsy ho ela intsony ny ๐˜’๐˜ข๐˜ฃ๐˜ฆ๐˜ด๐˜ฐ๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ˆ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข ๐˜›๐˜ฐ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฐ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ญ๐˜ข ๐˜š๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ท๐˜ข ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ฉ๐˜บ izay mbola tehirizinโ€™ny mozea frantsay any Paris.
Any Morondava ny delegasionโ€™ny minisitera tarihinโ€™ny Minisitra Mara Donna nanomboka omaly manohy ny fifampiresahana aminโ€™ireo olom-boafidy, manam-pahefana eny ifotony ary ny fianakaviambenโ€™ny Sakalavanโ€™i Menabe anatinโ€™izay fiomanana izay.
Efa nampita sahady ny fisaorana ny Filoha Andry Rajoelina taminโ€™ny alalanโ€™ireo olom-boafidiny ny vahoakanโ€™i Menabe, noho ny haitarika nananany taminโ€™ireo asa rehetra izay natao manodidina izao fampodiana ny Kabesonโ€™ny Ampanjaka Toera sy ireo miaramila Sakalava roalahy izao.

FAMPODIANA NY KABESON' NY AMPANJAKA TOERA
FAMPODIANA NY KABESON' NY AMPANJAKA TOERA
FAMPODIANA NY KABESON' NY AMPANJAKA TOERA
FAMPODIANA NY KABESON' NY AMPANJAKA TOERA
FAMPODIANA NY KABESON' NY AMPANJAKA TOERA
Publie le 17/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs