Actualités > FANENDRENA MPIKAMBANA EO ANIVON'NY GO...

FANENDRENA MPIKAMBANA EO ANIVON'NY GOVERNEMANTA


Araka ny fampahafantarana efa nataon'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika eto Madagasikara dia mbola ao anatin'ny fijerena ireo olona ho tendrena ho mpikambana eo anivon'ny Governemanta ny fitondram-panjakana amin'izao. Tsy mbola misy ihany koa ny vaovao ofisialy momban’ny firafitry ny Governemanta ho apetraka.Ampahafantarina noho izany isika rehetra fa eto amin'ny pejin'ny Fiadidian'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara irery ihany no amoahana ny vaovao ofisialy. Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Publie le 21/10/2025 Par 451512 Categorie: Actualités