Antsoina isika rehetra mpikambana misoratra anaty firaketana (REGISTRE NATIONAL DU CINEMA ET DE L'IMAGE ANIMEE) ho tonga hanatrika ny fihaonana amin'ny fakan-kevitra ho fampandrosoana ny tontolon'ny sinema ary indrindra ho fananganana ny Politique Nationale du Cinéma.Zoma 24 Oktobra 2025 izao, no fotoanantsika, manomboka amin'ny 9 ora 30mn ka hatramin'ny 11 ora 30mn, ao amin'ny IVOKOLO Analakely.Zava-dehibe loatra ny hevitra avy any amintsika tsirairay ko oa manantena ny fahatongavantsika maro.Misaotra indrindra Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny laharana : 034 22 007 88ISSM, Ivon-toeran'ny Sarimihetsika sy Sarimiaina Malagasy