Actualités > ANTENIMIERAMPIRENENA TSIMBAZAZA

ANTENIMIERAMPIRENENA TSIMBAZAZA


Taorian’ny fihaonana teo amin’Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀, sy ireo delegasionin’ny SADC izay tarihan-d𝐑𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐚𝐫𝐲 𝐃𝐨𝐦𝐢𝐧𝐢𝐜𝐚 𝐊𝐀𝐂𝐇𝐀𝐋𝐄, Sekretera voalohany misahana ny lafiny lalàna sady Minisitry ny Raharaham-bahiny ao amin’ny Repoblikan’i Malawi, teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny 𝟐𝟐 𝐎𝐜𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 dia anjaran’ny Antenimerampirenena izay tarihin’ny Filohany RANDRIANASOLONIAIKO Siteny indray no nihaona tamin’ireto delegasiona ireto tetsy amin’ny Lapan’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza anio.Sary : Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM Antenimierampirenena

ANTENIMIERAMPIRENENA TSIMBAZAZA
ANTENIMIERAMPIRENENA TSIMBAZAZA
ANTENIMIERAMPIRENENA TSIMBAZAZA
ANTENIMIERAMPIRENENA TSIMBAZAZA
ANTENIMIERAMPIRENENA TSIMBAZAZA
Publie le 26/10/2025 Par 451512 Categorie: Actualités