ActualitΓ©s > TSY HISY NY β€œEFFIGIE” NA SARY OFISIAL...

TSY HISY NY β€œEFFIGIE” NA SARY OFISIALIN’𝐍NY FILOHAN’NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKA.


Ao anatin’ny fanatanterahana ny Fanavaozana ny fitantanana ny firenena, dia manambara ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, Kolonely MichaΓ«l RANDRIANIRINA, fa 𝐭𝐬𝐲 𝐑𝐒𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐫𝐒𝐧𝐲 𝐨𝐟𝐒𝐬𝐒𝐚π₯𝐲 𝐑𝐚𝐩𝐞𝐭𝐚𝐀𝐚 𝐞𝐧𝐲 πšπ¦π’π§β€™π’π«πžπ¨ π›π’π«πšπ¨π¦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚.Natao izany mba :β€’ HialΓ na amin’ny kolontsaina fanandratana olon-tokana β€’ Hampiarana ny politikan’ny fitsitsiana. Isan’ izany ny fahaizana mitsinjara sy mampiasa amin’ny tokony ho izy ny volam-panjakana. Ity sary ity kosa dia entina anehoana fa ny π…πšπ§π£πšπ€πšπ§πš 𝐝𝐒𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐑𝐚𝐧𝐨𝐦𝐩𝐨 𝐬𝐲 𝐑𝐒𝐚𝐬𝐚 𝐑𝐨 πšπ§β€™π§π² 𝐯𝐚𝐑𝐨𝐚𝐀𝐚. 𝐀𝐫𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐬𝐲 𝐚𝐒𝐧-ππžπ‘π’π›πž π’πšπ§π€π’π§πšπ§β€™π§π² 𝐟𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚. PrΓ©sidence de la Refondation de la RΓ©publique de Madagascar - PRRM

Publie le 26/10/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s