Ao anatinโny fanatanterahana ny Fanavaozana ny fitantanana ny firenena, dia manambara ny Filohanโny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, Kolonely Michaรซl RANDRIANIRINA, fa ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐๐ซ๐ข๐ง๐ฒ ๐จ๐๐ข๐ฌ๐ข๐๐ฅ๐ฒ ๐ก๐๐ฉ๐๐ญ๐๐ค๐ ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ข๐ซ๐๐จ ๐๐ข๐ซ๐๐จ๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐.Natao izany mba :โข Hialร na aminโny kolontsaina fanandratana olon-tokana โข Hampiarana ny politikanโny fitsitsiana. Isanโ izany ny fahaizana mitsinjara sy mampiasa aminโny tokony ho izy ny volam-panjakana. Ity sary ity kosa dia entina anehoana fa ny ๐ ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ ๐๐ข๐ ๐ง๐๐ญ๐๐จ ๐ก๐๐ง๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐ข๐๐ฌ๐ ๐ก๐จ ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐๐ก๐จ๐๐ค๐. ๐๐ซ๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ข๐ง-๐๐๐ก๐ข๐๐ ๐ข๐๐ง๐ค๐ข๐ง๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐จ๐ซ๐. Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM