Actualités > Nandrombaka ny medaly volamena tany a...

Nandrombaka ny medaly volamena tany amin'ny First Global Challenge 2025 tao Panama ny ekipa robotika Malagasy.

Am-pifaliana no iarahabana azy ireo. Ireto tanora nisolotena an'i Madagasikara ireto izay efa nandalo sy nampiantranoana teo anivon'ny fitaleavana Ivotoro teto amin'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra ny fanomanana nataon'izy ireo.Ny fahaizana mitana fahatoniana anaty ady mafy na ny "Courageous Investment" no nahazoan'i Madagasikara izany medaly izany.

Nandrombaka ny medaly volamena tany amin'ny First Global Challenge 2025 tao Panama ny ekipa robotika Malagasy.
Nandrombaka ny medaly volamena tany amin'ny First Global Challenge 2025 tao Panama ny ekipa robotika Malagasy.
Nandrombaka ny medaly volamena tany amin'ny First Global Challenge 2025 tao Panama ny ekipa robotika Malagasy.
Nandrombaka ny medaly volamena tany amin'ny First Global Challenge 2025 tao Panama ny ekipa robotika Malagasy.
Nandrombaka ny medaly volamena tany amin'ny First Global Challenge 2025 tao Panama ny ekipa robotika Malagasy.
Nandrombaka ny medaly volamena tany amin'ny First Global Challenge 2025 tao Panama ny ekipa robotika Malagasy.
Nandrombaka ny medaly volamena tany amin'ny First Global Challenge 2025 tao Panama ny ekipa robotika Malagasy.
Nandrombaka ny medaly volamena tany amin'ny First Global Challenge 2025 tao Panama ny ekipa robotika Malagasy.
Nandrombaka ny medaly volamena tany amin'ny First Global Challenge 2025 tao Panama ny ekipa robotika Malagasy.
Publie le 03/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités