Am-pifaliana no iarahabana azy ireo. Ireto tanora nisolotena an'i Madagasikara ireto izay efa nandalo sy nampiantranoana teo anivon'ny fitaleavana Ivotoro teto amin'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra ny fanomanana nataon'izy ireo.Ny fahaizana mitana fahatoniana anaty ady mafy na ny "Courageous Investment" no nahazoan'i Madagasikara izany medaly izany.