๐๐ก๐ง๐ฆ๐ข ๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐๐ง๐๐ก๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐
Ho fanamarihana ny ๐จ๐๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐'๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐ ny 27 martsa 2025, ny ministeran'ny Kolontsaina sy ny Serasera dia manao ๐ฎ๐ป๐๐๐ผ ๐ณ๐ถ๐๐ผ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ho an'ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐. Ireto manaraka ireto ireo lohahevitra hifantohan'ny fifaninanana:
Fahatsiarovana ny tolo-panafahana 29 marsa 1947.
Ady amin'ny kolikoly.
Ady amin'ny zava-mahadomelina.
Ady aminโny doro tanety sy ny doro ala.
Ady aminโny herisetra atao aminโny ankizy.
Raha mila fanazavana fanampiny, dia manasa antsika hanantona ny ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ข๐ฌ๐ฆ๐ญ๐บ, na hiantso ny laharan-tariby ๐๐ฌ๐ฏ๐ฎ ๐ญ๐ฎ ๐ต๐ญ๐ฎ ๐ฌ๐ฑ.