Actualités > KANTO SY NY KOLONTSAINA MALAGASY

KANTO SY NY KOLONTSAINA MALAGASY


Manasa anao hitondra ny 𝐭𝐨𝐥𝐨-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 tsara avy aminao ho an’ny 𝐤𝐚𝐧𝐭𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲.Alakamisy 13 Novambra 2025 Manomboka amin’ny 9 ora maraina Ao HAVORIA Anosy

Publie le 11/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités