๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐, ๐๐๐๐ก๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฆ.Nanokana fotoan-dehibe ho fanomezam-boninahitra azy ny HAVATSA -Upem noho ny Faha 80 taonany. ๐จ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, nandia vanim-potoana maro nolalovanโny Firenena taminโny alalanโny asa-soratra , mpikatroka aminโny fampiroboroboana ny Kolontsaina malagasy sady mpiaro fatratra ny teny malagasy i Nalisoa RAVALITERA, mpikambana eo anivonโny ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐ฉ๐ซ๐ฆ, ๐ง๐ฒ ๐ ๐๐ซ๐ข๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ญ๐ซ๐, ๐ง๐ฒ ๐ ๐ข๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฆ๐.Namokatra Boky sy Tononkalo maherinโny 500 izy , nanoratra sy namokatra Boky fianarana, nanoratra Teatira sy namokatra fandaharana maro aminโny onjampeo. Mpampianatra mpikaroka, Mpikabary, ary mpikambana eo anivonโny Akademia Malagasy koa i Jean Rabenalisoa RAVALITERA, fantatry ny maro aminโny anarana maha Mpanakanto Nalisoa RAVALITERA.Ny ๐๐ ๐๐จ๐ฏ๐๐ฆ๐๐ซ๐ izao no hifamotoana etsy aminโny ๐๐๐๐๐๐๐ Analakely, efitranonโny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ireo mpisehatra aminโny tontolonโny asa-soratra, ireo mpanakanto sy mpisehatra maro aminโny kolontsaina sy ny zavakanto ho ๐๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐ณ๐๐ฆ-๐๐จ๐ง๐ข๐ง๐๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ณ๐ฒ.๐๐ฆ ๐๐ ๐๐๐๐ก๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฆ ๐๐-๐ก๐ ๐๐๐๐๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐ป๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐!๐๐ ๐๐-๐ก๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฆ ๐๐-๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐!๐๐ ๐ก๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ฬ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ท๐๐ ๐๐๐ ๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐!๐ผ๐ง๐๐ฆ ๐๐โ๐๐ก๐๐ ๐๐๐โ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐ โ๐๐ก๐๐โ๐๐๐๐๐๐ ๐โ๐๐ก๐๐๐ ๐๐๐๐!๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ง๐๐๐๐๐๐๐๐ฟ๐ ๐น๐ธ๐๐ ๐ด๐๐ด๐๐ผ๐ง๐๐ ๐ก๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ง๐๐!J. Nalisoa RAVALITERA(22/11/91)