Samy mamaritra ny daty sy ny toerana hanatanterahana azy ny isam-paritra ka ireo π π’πππ₯πππ―ππ¦-π©ππ«π’ππ«π² π§π² πππ«ππ¬ππ«π π¬π² π§π² ππ¨π₯π¨π§ππ¬ππ’π§π rehetra manerana ny Nosy no mandrindra sy mandamina ny fikarakarana , izay hanasΓ na ireo π¦π©π’π¬ππ‘πππ«π π¦πππ’π‘ππ§π’π§π ππ¬π² ππ§-π€ππ§ππ―ππ€π na ireo Fikambanana, Firaisamonim-pirenena, olompirenena tsotra, mpanao gazety, tomponβandraikitra isanβambaratongany.Raha ho anβππ§πππ§ππ§ππ«π’π―π¨ manokana dia tsiahivina fa ny ππ₯ππ€ππ¦π’π¬π² ππ ππ¨π―ππ¦ππ«π 2025, manomboka aminβny 9 ora maraina, ao aminβny efitrano HAVORIA Anosy no hanasΓ na anao hitondra ny ππ¨π₯π¨-π€ππ―π’ππ«π tsara avy aminao ho anβny π€ππ§ππ¨ sy ny π€π¨π₯π¨π§ππ¬ππ’π§π π¦ππ₯ππ ππ¬π², ary ny π‘ππ«ππ¦-πππ€π¨π€π.