Samy mamaritra ny daty sy ny toerana hanatanterahana azy ny isam-paritra ka ireo ๐ ๐ข๐ญ๐๐ฅ๐๐๐ฏ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ rehetra manerana ny Nosy no mandrindra sy mandamina ny fikarakarana , izay hanasร na ireo ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฌ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐ก๐๐ง๐ข๐ง๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐ง-๐ค๐๐ง๐๐ฏ๐๐ค๐ na ireo Fikambanana, Firaisamonim-pirenena, olompirenena tsotra, mpanao gazety, tomponโandraikitra isanโambaratongany.Raha ho anโ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ฏ๐จ manokana dia tsiahivina fa ny ๐๐ฅ๐๐ค๐๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐๐ ๐๐จ๐ฏ๐๐ฆ๐๐ซ๐ 2025, manomboka aminโny 9 ora maraina, ao aminโny efitrano HAVORIA Anosy no hanasร na anao hitondra ny ๐ญ๐จ๐ฅ๐จ-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ tsara avy aminao ho anโny ๐ค๐๐ง๐ญ๐จ sy ny ๐ค๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ๐ฆ๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ, ary ny ๐ก๐๐ซ๐๐ฆ-๐๐๐ค๐จ๐ค๐.