Actualitรฉs > TANTERAHINA ISAM-PARITRA AMIN' ITY HE...

TANTERAHINA ISAM-PARITRA AMIN' ITY HERINANDRO ITY AVOKOA NY FAKAN-KEVITRA FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA HAREM-BAKOKA

Samy mamaritra ny daty sy ny toerana hanatanterahana azy ny isam-paritra ka ireo ๐…๐ข๐ญ๐š๐ฅ๐ž๐š๐ฏ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐’๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Š๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š rehetra manerana ny Nosy no mandrindra sy mandamina ny fikarakarana , izay hanasร na ireo ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฌ๐ž๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ญ๐ข๐ก๐š๐ง๐ข๐ง๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ง-๐ค๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐ค๐š na ireo Fikambanana, Firaisamonim-pirenena, olompirenena tsotra, mpanao gazety, tomponโ€™andraikitra isanโ€™ambaratongany.Raha ho anโ€™๐€๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐จ manokana dia tsiahivina fa ny ๐€๐ฅ๐š๐ค๐š๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ‘ ๐๐จ๐ฏ๐š๐ฆ๐›๐ซ๐š 2025, manomboka aminโ€™ny 9 ora maraina, ao aminโ€™ny efitrano HAVORIA Anosy no hanasร na anao hitondra ny ๐ญ๐จ๐ฅ๐จ-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š tsara avy aminao ho anโ€™ny ๐ค๐š๐ง๐ญ๐จ sy ny ๐ค๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ, ary ny ๐ก๐š๐ซ๐ž๐ฆ-๐›๐š๐ค๐จ๐ค๐š.

TANTERAHINA ISAM-PARITRA AMIN' ITY HERINANDRO ITY AVOKOA NY FAKAN-KEVITRA FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA HAREM-BAKOKA
TANTERAHINA ISAM-PARITRA AMIN' ITY HERINANDRO ITY AVOKOA NY FAKAN-KEVITRA FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA HAREM-BAKOKA
TANTERAHINA ISAM-PARITRA AMIN' ITY HERINANDRO ITY AVOKOA NY FAKAN-KEVITRA FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA HAREM-BAKOKA
Publie le 12/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs