ActualitΓ©s > TANTERAHINA ISAM-PARITRA AMIN' ITY HE...

TANTERAHINA ISAM-PARITRA AMIN' ITY HERINANDRO ITY AVOKOA NY FAKAN-KEVITRA FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA HAREM-BAKOKA

Samy mamaritra ny daty sy ny toerana hanatanterahana azy ny isam-paritra ka ireo π…π’π­πšπ₯𝐞𝐚𝐯𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 π’πžπ«πšπ¬πžπ«πš 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨π₯𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚 rehetra manerana ny Nosy no mandrindra sy mandamina ny fikarakarana , izay hanasΓ na ireo 𝐦𝐩𝐒𝐬𝐞𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐒𝐑𝐚𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐧-𝐀𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐀𝐚 na ireo Fikambanana, Firaisamonim-pirenena, olompirenena tsotra, mpanao gazety, tompon’andraikitra isan’ambaratongany.Raha ho anβ€™π€π§π­πšπ§πšπ§πšπ«π’π―π¨ manokana dia tsiahivina fa ny 𝐀π₯𝐚𝐀𝐚𝐦𝐒𝐬𝐲 πŸπŸ‘ ππ¨π―πšπ¦π›π«πš 2025, manomboka amin’ny 9 ora maraina, ao amin’ny efitrano HAVORIA Anosy no hanasΓ na anao hitondra ny 𝐭𝐨π₯𝐨-𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 tsara avy aminao ho an’ny 𝐀𝐚𝐧𝐭𝐨 sy ny 𝐀𝐨π₯𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐦𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲, ary ny 𝐑𝐚𝐫𝐞𝐦-π›πšπ€π¨π€πš.

TANTERAHINA ISAM-PARITRA AMIN' ITY HERINANDRO ITY AVOKOA NY FAKAN-KEVITRA FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA HAREM-BAKOKA
TANTERAHINA ISAM-PARITRA AMIN' ITY HERINANDRO ITY AVOKOA NY FAKAN-KEVITRA FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA HAREM-BAKOKA
TANTERAHINA ISAM-PARITRA AMIN' ITY HERINANDRO ITY AVOKOA NY FAKAN-KEVITRA FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA HAREM-BAKOKA
Publie le 12/11/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s