Actualitรฉs > FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY...

FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA

Mifanindran-dalana aminโ€™ny ao Antananarivo, dia manatanteraka ๐‘“๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž๐‘›-๐‘˜๐‘’๐‘ฃ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž momba ny ๐Š๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š sy ny ๐ณ๐š๐ฏ๐š๐ค๐š๐ง๐ญ๐จ ary ny ๐‡๐š๐ซ๐ž๐ฆ๐›๐š๐ค๐จ๐ค๐š ihany koa ny ๐‘“๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘’๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘๐‘œ๐‘ ๐‘ฆ ka ireo Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina any an-toerana no miandraikitra ny fikarakarana sy ny fandaminana.Ho anโ€™ny Faritra DIANA dia ny 13 Novambra teo no nanasร na ireo mpisehatra tao aminโ€™ny tranobenโ€™ny sersera sy ny kolontsaina ๐‘ฉ๐’‚๐’๐’‹๐’‚ ๐‘จ๐’๐’•๐’”๐’Š๐’“๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚.

FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA
Publie le 17/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs