ActualitΓ©s > FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY...

FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA

Mifanindran-dalana amin’ny ao Antananarivo, dia manatanteraka π‘“π‘Žπ‘˜π‘Žπ‘›-π‘˜π‘’π‘£π‘–π‘‘π‘Ÿπ‘Ž momba ny 𝐊𝐨π₯𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚 sy ny 𝐳𝐚𝐯𝐚𝐀𝐚𝐧𝐭𝐨 ary ny π‡πšπ«πžπ¦π›πšπ€π¨π€πš ihany koa ny π‘“π‘Žπ‘Ÿπ‘–π‘‘π‘Ÿπ‘Ž π‘Ÿπ‘’β„Žπ‘’π‘‘π‘Ÿπ‘Ž π‘šπ‘Žπ‘›π‘’π‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘Ž 𝑛𝑦 π‘π‘œπ‘ π‘¦ ka ireo Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina any an-toerana no miandraikitra ny fikarakarana sy ny fandaminana.Ho an’ny Faritra DIANA dia ny 13 Novambra teo no nanasΓ na ireo mpisehatra tao amin’ny tranoben’ny sersera sy ny kolontsaina 𝑩𝒂𝒏𝒋𝒂 π‘¨π’π’•π’”π’Šπ’“π’‚π’π’‚π’π’‚.

FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRE MOMBA NY KOLONSAINA SY NY ZAVAKANTO ARY NY HAREMBAKOKA
Publie le 17/11/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s