Norombahan' i Denise ny amboaran' ny AFRIMA AWARDS izay fifaninanan-kira andraisan' ireo mpanakanto Afrikanina maro maneran-tany anjara.Ny sokajy ๐ฌ๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐ no nahazoany an'io fandresena io tamin'ilay hira ๐๐ข๐ต๐ฐ๐ฌ๐บ ๐ก๐ข๐จ๐ฏ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐บ na Ringiringy no ahafantaran'ny maro azy.