Norombahan' i Denise ny amboaran' ny AFRIMA AWARDS izay fifaninanan-kira andraisan' ireo mpanakanto Afrikanina maro maneran-tany anjara.Ny sokajy 𝑬𝒂𝒔𝒕 𝑨𝒇𝒓𝒊𝒄𝒂𝒏 𝑭𝒆𝒎𝒂𝒍𝒆 𝑨𝒓𝒕𝒊𝒔𝒕 no nahazoany an'io fandresena io tamin'ilay hira 𝘔𝘢𝘵𝘰𝘬𝘺 𝘡𝘢𝘨𝘯𝘢𝘩𝘢𝘳𝘺 na Ringiringy no ahafantaran'ny maro azy.