Nandray anjara ny mpikabary, mpihira, mpanoratra, mpaka sary, mpanao hiragasy, mpanao sary hoso-doko sy ny maro hafa avy aty amin'ny Faritra Amoron'i Mania. Samy nanaovana fakan-kevitra tahaka izao avokoa ireo Distrika rehetra mandrafitra ity Faritra ity.