Ny 12 Novambra no nosafidian'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐๐ง๐จฬ๐ฌ๐ฒ nikarakarร na ny fakan-kevitra eo amin'ny tontolon'ny๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.Mpisehatra maro nahitanana ireo mpanankanto, mpandihy, mpanoratra, mpanao tononkalo, mpanao hosodoko sy mpanafร na lanonana, miampy ireo solontenam-panjakana sy olom-boafidy any an-toerana no niara-nisalahy tamin'ny ๐๐๐ค๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐จ ๐๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐ ny ara-kolontsaina.Nitohy teny animon'ny Distrikan'ny ๐ ๐๐ซ๐๐๐จ๐๐๐ฒny hetsika taorian'izay.