Notanterahina teto ππ¨π«π¨π§πππ―π ny 12 Novambra teo ny πππ€ππ§-π€ππ―π’ππ«π niarahana taminβireo mpisehatra eo aminβny tontolonβny Kolontsaina eto aminβny Faritra Menabe izay nokarakarainβny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina πππ§πππ.Nandray anjara mavitrika taminβizany ireo mpisehatra samihafa toy ny ππππππ βππ πππππ, ππππππβπ¦, πππππ π πππ¦, πππππππππ¦, πππβπππ sy ny hafa.Tanjona taminβity fakan-kevitra ity ny fandraisana ireo ππ¨π₯π¨-π€ππ―π’ππ«π π‘π¨ πππ§πππ¬ππ«πΜπ§π ny tontolonβny kolontsaina sy zavakanto ka haravona miaraka aminβireo tolo-kevitra avy aminβny Faritra hafa mba hamolavolΓ na paikady iraisana eto aminβny Firenena.