Actualitรฉs > MORONDAVA

MORONDAVA


Notanterahina teto ๐Œ๐จ๐ซ๐จ๐ง๐๐š๐ฏ๐š ny 12 Novambra teo ny ๐Ÿ๐š๐ค๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š niarahana taminโ€™ireo mpisehatra eo aminโ€™ny tontolonโ€™ny Kolontsaina eto aminโ€™ny Faritra Menabe izay nokarakarainโ€™ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐Œ๐ž๐ง๐š๐›๐ž.Nandray anjara mavitrika taminโ€™izany ireo mpisehatra samihafa toy ny ๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ โ„Ž๐‘œ๐‘ ๐‘œ๐‘‘๐‘œ๐‘˜๐‘œ, ๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘–โ„Ž๐‘ฆ, ๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘ ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ, ๐‘š๐‘๐‘–๐‘˜๐‘Ž๐‘๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ, ๐‘š๐‘๐‘–โ„Ž๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž sy ny hafa.Tanjona taminโ€™ity fakan-kevitra ity ny fandraisana ireo ๐ญ๐จ๐ฅ๐จ-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐šฬ€๐ง๐š ny tontolonโ€™ny kolontsaina sy zavakanto ka haravona miaraka aminโ€™ireo tolo-kevitra avy aminโ€™ny Faritra hafa mba hamolavolร na paikady iraisana eto aminโ€™ny Firenena.

MORONDAVA
MORONDAVA
MORONDAVA
MORONDAVA
Publie le 17/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs