Notanterahina teto ๐๐จ๐ซ๐จ๐ง๐๐๐ฏ๐ ny 12 Novambra teo ny ๐๐๐ค๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ niarahana taminโireo mpisehatra eo aminโny tontolonโny Kolontsaina eto aminโny Faritra Menabe izay nokarakarainโny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐๐๐ง๐๐๐.Nandray anjara mavitrika taminโizany ireo mpisehatra samihafa toy ny ๐๐๐๐๐๐ โ๐๐ ๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐โ๐ฆ, ๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐ฆ, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฆ, ๐๐๐โ๐๐๐ sy ny hafa.Tanjona taminโity fakan-kevitra ity ny fandraisana ireo ๐ญ๐จ๐ฅ๐จ-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐จ ๐๐๐ง๐๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ฬ๐ง๐ ny tontolonโny kolontsaina sy zavakanto ka haravona miaraka aminโireo tolo-kevitra avy aminโny Faritra hafa mba hamolavolร na paikady iraisana eto aminโny Firenena.