Actualités > FAMPIOFANANA SY FIZARANA TRAIKEFA NIA...

FAMPIOFANANA SY FIZARANA TRAIKEFA NIARAHANA TAMIN' NY VAOMIERAN' NY EVEKA HO AN' NY FIFANDRAISAN' NY MPIARA-BELONA-MADAGASIKARA (EKAR)

Ny zoma 14 novambra 2025 dia nanatanteraka fiofanana sy fizarana traikefa niarahana tamin’ireo mpisehatra amin’ny rohin’ny boky EKAR avy amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara ny teto anivon'ny Tranombokim-pirenena sy ny trano famoaham-boky TENY. Lohahevitra : Ny rohin’ny boky sy ny satan’ireo matihanina amin’izany eto Madagasikara Ny fanentanana momba ny varotra boky Fihaonana niarahana tamin'i: RAZAFIMAMONJIRAIBE Fano, tompony sy mpitantana ny trano famoaham-boky TENY RAVAOARIMALALA H. Patricia, tompon’andraikitra ao amin’ny sampan-draharaha misahana ny fampiroboroboana ny rohin’ny boky ao amin’ny Tranombokim-pirenena Tanjona :Hanamafisana ny fiaraha-miasa sy hahamatihanina ireo mpisehatra amin’ny rohin’ny boky, ary hanandratana ny tontolon’ny boky eto Madagasikara. Miisa 28 ireo mpandray anjara tamin’ny fiofanana. Zava-dehibe ny hetsika toy izao eo amin'ny sehatry ny boky satria fanovozam-pahalalana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa ho an'ireo mpisehatry ny rohin'ny boky izany. Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina , amin’ny alalan’ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM , dia manamafy hatrany ny fanohanana sy fiaraha-miasa amin’ireo mpisehatra amin’ny rohin’ny boky manerana ny nosy. Librairie Md Paoly Librairie Md Paoly  Éditions Teny

FAMPIOFANANA SY FIZARANA TRAIKEFA NIARAHANA TAMIN' NY VAOMIERAN' NY EVEKA HO AN' NY FIFANDRAISAN' NY MPIARA-BELONA-MADAGASIKARA (EKAR)
FAMPIOFANANA SY FIZARANA TRAIKEFA NIARAHANA TAMIN' NY VAOMIERAN' NY EVEKA HO AN' NY FIFANDRAISAN' NY MPIARA-BELONA-MADAGASIKARA (EKAR)
FAMPIOFANANA SY FIZARANA TRAIKEFA NIARAHANA TAMIN' NY VAOMIERAN' NY EVEKA HO AN' NY FIFANDRAISAN' NY MPIARA-BELONA-MADAGASIKARA (EKAR)
FAMPIOFANANA SY FIZARANA TRAIKEFA NIARAHANA TAMIN' NY VAOMIERAN' NY EVEKA HO AN' NY FIFANDRAISAN' NY MPIARA-BELONA-MADAGASIKARA (EKAR)
FAMPIOFANANA SY FIZARANA TRAIKEFA NIARAHANA TAMIN' NY VAOMIERAN' NY EVEKA HO AN' NY FIFANDRAISAN' NY MPIARA-BELONA-MADAGASIKARA (EKAR)
FAMPIOFANANA SY FIZARANA TRAIKEFA NIARAHANA TAMIN' NY VAOMIERAN' NY EVEKA HO AN' NY FIFANDRAISAN' NY MPIARA-BELONA-MADAGASIKARA (EKAR)
FAMPIOFANANA SY FIZARANA TRAIKEFA NIARAHANA TAMIN' NY VAOMIERAN' NY EVEKA HO AN' NY FIFANDRAISAN' NY MPIARA-BELONA-MADAGASIKARA (EKAR)
FAMPIOFANANA SY FIZARANA TRAIKEFA NIARAHANA TAMIN' NY VAOMIERAN' NY EVEKA HO AN' NY FIFANDRAISAN' NY MPIARA-BELONA-MADAGASIKARA (EKAR)
Publie le 18/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités