Actualités > HAPETRAKA TSY HO ELA NY ANDROM-PIRENE...

HAPETRAKA TSY HO ELA NY ANDROM-PIRENENA HO AN'NY KOLONTSAINA.

Fanoitran’ny fampandrosoana ny fanajàna sy fampiroboroboana ny Kolontsaina isam-paritra ka tsy maintsy omen-kasina ny 𝑻𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂-𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂̀𝒓𝒂 tahaka ity 𝗩𝗔𝗧𝗢𝗕𝗘 Ambatomanga ity, izay 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗺𝗯𝗮𝗸𝗼-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮.Niantso ny rehetra hiara-hientana amin'ny 𝘧𝘪𝘢𝘳𝘰𝘷𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘩𝘢𝘳𝘦𝘮𝘣𝘢𝘬𝘰𝘬𝘢 fa indrindra ny 𝘧𝘪𝘬𝘢𝘫𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘏𝘢𝘴𝘪𝘯𝘺 ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa nandritra ny lanonana fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny VATOBE Ambatomanga, izay natao ho toerana azon'ny Besinimaro tsidihina.Vato fehizoro 𝗶𝗷𝗼𝗿𝗼𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 ny VATOBE Ambatomanga, antony namaritana azy ho 𝐻𝑎𝑟𝑒𝑚𝑏𝑎𝑘𝑜-𝑝𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎 𝑛𝑎𝑛𝑜𝑚𝑏𝑜𝑘𝑎 𝑛𝑦 4 𝑠𝑒𝑝𝑡𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 1978 𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝑑𝑖𝑑𝑖𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑙𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 78 256. Manaporofo indrindra ny maha harembakoka azy ny fitehirizana ny maritrano nentim-paharazana tamin’ny taonjato faha-19, ny taovolo sy fitafy ary indrindra indrindra, ny haitao.Ankehitriny dia mijoro mamelo-maso mitondra fanatsaràna ireny toerana manan-tantàra ireny ny minisitera amin’ny alalan’ny Tahiry LOVAKO ho fitandroana ny hasiny sy ny tantarany ho lovain’ny taranaka fara mandindy.Tsy hijanona eo fa hojeren’ny minisitera mpiahy ny Kolontsaina ihany koa ny hanatsaràna ireo toerana mirakitra ny tantàram-pirenena tsy fanadino toy ny eo 𝑰𝒌𝒂𝒍𝒐𝒚, Kaominina Sadabe, izay naterahan'ny Mpanjaka Andrinampoinimerina , ny eo 𝑨𝒏𝒌𝒂𝒅𝒊𝒎𝒂𝒏𝒈𝒂, misy ny Dobon-dRamiangaly, vadin'ny Mpanjaka Andrinampoinimerina, ny ao 𝑭𝒂𝒏𝒐𝒏𝒈𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂, renivohitry ny Fanjakana Merina fahizay tany amin’ny taonjato faha 16, ny ao 𝑴𝒐𝒓𝒐𝒏𝒌𝒂𝒚, Kaominina Miadanandriana, nahaterahan'ny Mpanjaka Ranavalona III, sy ireo toerana manana ny mahaizy azy mznerana ny Faritra rehetra eto emin’ny Nosy.Hanandratra avo ny Kolontsaina malagasy isika fa izany no 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 andrasan’ny malagasy ka hapetraky Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ny 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙤𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 izay andro hanasongadinana ny Kolontsaina isam-paritra.Tonga nanotrona ity fotoan-dehibe notarihin’ny minisitra mivady androany ity niaraka tamin’ny vahoakan’Ambatomanga ny Solombavambahoaka voafidy tao Manjakandriana Dr BARINIAINA Fidy sy ny Solombavambahoakan’ny Boriboritany faha 3 RAKOTOARITIANA Navalona Francky, ny Lehiben'ny Distrika Manjakandriana RAJAONARISON Sitrakiniavo Njaratiana Herizo, ny Ben’ny Tanànan’Ambatomanga RADAFY Andry Mijoro.

Publie le 20/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités