Actualitรฉs > MIALOHA NY FARAN'NY TAONA 2025 NO HAN...

MIALOHA NY FARAN'NY TAONA 2025 NO HANORATANA NY MISIONA KATOLIKA SAINT MARIE HO HAREMBAKOKA IRAISAN'IZAO TONTOLO IZAO.

Anatinโ€™ny ๐‘“๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘–๐‘Ÿ๐‘œ๐‘๐‘œ๐‘Ÿ๐‘œ๐‘๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘˜๐‘œ๐‘™๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘Ž๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘ฆ ๐‘–๐‘ ๐‘Ž๐‘š-๐‘๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž izay hanomezan-kasina ireo ๐‘ป๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’-๐’•๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚ dia tonga nampahafantatra ny famaranana ireo dingana mialohanโ€™ny hanoratana ho ๐—›๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ny ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ฎ๐‘ถ๐‘ต๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ฒ๐‘จ๐‘ป๐‘ถ๐‘ณ๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘จ ๐‘ฝ๐‘ถ๐‘จ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ต๐’€ naorina teto Madagasikara ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐†๐€๐’๐‚๐€๐‘ ๐…๐ž๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐š sy ireo mpiara-miasa aminy taminโ€™ity faranโ€™ny herinandro ity.Tsiahivina fa ity Eglizy miorina aminโ€™ny ๐’—๐’๐’‰๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’‚๐’—๐’ amoron-dranomasina ao ๐˜ผ๐™ข๐™—๐™ค๐™™๐™ž๐™›๐™ค๐™ฉ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐˜š๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฆ ๐˜”๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ฆ ity no Eglizy katolika ๐’๐’‚๐’๐’“๐’Š๐’๐’‚ ๐’—๐’๐’‚๐’๐’๐’‰๐’‚๐’๐’š ๐’•๐’†๐’•๐’ ๐‘ด๐’‚๐’…๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚๐’“๐’‚ izay vita tanteraka tany aminโ€™ny taona 1857 nandritra ny vanim-potoana nahavita ny ๐’Š๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐‘ญ๐’Š๐’•๐’๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ฌ๐’—๐’‚๐’๐’‹๐’†๐’๐’š nataonโ€™ ireo misionera notarihinโ€™ny Mopera DALMOND Pierre. Fananganana Fiangonana novatsianโ€™ i Eugรฉnie de Montijo vadinโ€™ny Amperora Napolรฉon III, rehefa nanomboka ny Fitoriana ny Evanjely nataonโ€™ireo misionera katolika ny taona 1837 teto Madagasikara.Mamaritra ny maha ๐’•๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’Œ๐’‚ anโ€™ity Trano Fiangonana ity indrindra ihany koa ny maha ๐’—๐’‚๐’—๐’๐’๐’๐’Ž๐’ƒ๐’†๐’๐’๐’โ€™๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚ azy noho izy nanamarika ny fidiranโ€™ny finoana kristiana teto Madagasikara ary koa ny fanombohana ny fampandrosoana taminโ€™ny alalanโ€™ny fampianarana mamaky teny sy manoratra ho anโ€™ireo malagasy.Nandritra ny fotoana niarahany nivavaka taminโ€™ireo mpino tao aminโ€™ny ๐—˜๐—ด๐—น๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ž๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ฑ๐—ถ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐—ฒ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฒ androany ๐Ÿฎ๐Ÿญ ๐—ก๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ 2025 no nampahafataranโ€™ny minisitra ireo dingana efa vita sy ireo sisa miandry mialoha ny hanoratana ity Fiangonana ao aminโ€™ny ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ผ ity ao anatinโ€™ny lisitrโ€™ireo Harembakoka iraisanโ€™izao tontolo izao.Nampahafantarinโ€™ny minisitra ireo mpino fa ๐‘š๐‘–๐‘—๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘›๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘ง๐‘œ ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘“๐‘œ๐‘ก๐‘œ๐‘Ž๐‘š-๐‘๐‘–๐‘ฃ๐‘Ž๐‘ฃ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘ก๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘š๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ง๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ihany ity ๐— ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ž๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ity ao aorianโ€™ny maha Harembekoka iraisanโ€™izao tontolo izao azy, ka tsy misy ny sakana na avy aminโ€™ny minisitera mpiahy ny kolontsaina na avy aminโ€™ny UNESCO izay namaritra ity toerana ity ao anaty lisitrโ€™ireo ๐’•๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’-๐’•๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚ azo ampidirina ho Harem-bakoka manerantany.Tao anatinโ€™izao fitsidihanโ€™ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Gascar Fenosoa anโ€™i Nosy Sainte Marie izao no nandraisany ny tatitra avy aminโ€™ireo ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† (experts)๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ท๐—ฒ๐—ผ๐—ด๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ izay singa ilaina aminโ€™ny antotan-taratasy hanoratana ny Misiona katolika anaty Harembakoka iraisan'izao tontolo izao aminโ€™ny Volana Desambra 2025 izao.Niara-dalana nanotrona ny minisitra nandritra ity ๐™›๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™™๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ง๐™–๐™ โ€™๐™–๐™จ๐™– nataony tao aminโ€™ny Nosy Sainte Marie ity ihany koa ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Analanjirofo RASOANANDRASANA Eudรจse Claret na i Jack ary ireo tomponโ€™andraikitra samihafa eo anivonโ€™ny Fiangonana ao Sainte Marie miampy ireo tomponโ€™andraikitra ao an-toerana.

Publie le 24/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs