Anatinโny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ ๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐ก๐๐ izay hanomezan-kasina ireo ๐ป๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ dia tonga nampahafantatra ny famaranana ireo dingana mialohanโny hanoratana ho ๐๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป'๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ ny ๐ญ๐ฐ๐จ๐ต๐ฎ๐ถ๐ต๐จ๐ต๐จ ๐ฒ๐จ๐ป๐ถ๐ณ๐ฐ๐ฒ๐จ ๐ฝ๐ถ๐จ๐ณ๐ถ๐ฏ๐จ๐ต๐ naorina teto Madagasikara ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐ sy ireo mpiara-miasa aminy taminโity faranโny herinandro ity.Tsiahivina fa ity Eglizy miorina aminโny ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ amoron-dranomasina ao ๐ผ๐ข๐๐ค๐๐๐๐ค๐ฉ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ข๐ช๐ฏ๐ต๐ฆ ๐๐ข๐ณ๐ช๐ฆ ity no Eglizy katolika ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐ด๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ izay vita tanteraka tany aminโny taona 1857 nandritra ny vanim-potoana nahavita ny ๐๐๐๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฌ๐๐๐๐๐๐๐ nataonโ ireo misionera notarihinโny Mopera DALMOND Pierre. Fananganana Fiangonana novatsianโ i Eugรฉnie de Montijo vadinโny Amperora Napolรฉon III, rehefa nanomboka ny Fitoriana ny Evanjely nataonโireo misionera katolika ny taona 1837 teto Madagasikara.Mamaritra ny maha ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ anโity Trano Fiangonana ity indrindra ihany koa ny maha ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ azy noho izy nanamarika ny fidiranโny finoana kristiana teto Madagasikara ary koa ny fanombohana ny fampandrosoana taminโny alalanโny fampianarana mamaky teny sy manoratra ho anโireo malagasy.Nandritra ny fotoana niarahany nivavaka taminโireo mpino tao aminโny ๐๐ด๐น๐ถ๐๐ ๐๐ฎ๐๐ผ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ฑ๐ถ๐ณ๐ผ๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฆ๐ฎ๐ถ๐ป๐๐ฒ ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฒ androany ๐ฎ๐ญ ๐ก๐ผ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ 2025 no nampahafataranโny minisitra ireo dingana efa vita sy ireo sisa miandry mialoha ny hanoratana ity Fiangonana ao aminโny ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ถ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ผ ity ao anatinโny lisitrโireo Harembakoka iraisanโizao tontolo izao.Nampahafantarinโny minisitra ireo mpino fa ๐๐๐๐๐๐๐๐ โ๐ ๐๐ง๐ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐๐ก๐๐๐-๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐โ๐๐๐ ๐ก๐โ๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐โ๐๐ง๐๐ก๐๐ ihany ity ๐ ๐ถ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐๐ผ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ ity ao aorianโny maha Harembekoka iraisanโizao tontolo izao azy, ka tsy misy ny sakana na avy aminโny minisitera mpiahy ny kolontsaina na avy aminโny UNESCO izay namaritra ity toerana ity ao anaty lisitrโireo ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ azo ampidirina ho Harem-bakoka manerantany.Tao anatinโizao fitsidihanโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Gascar Fenosoa anโi Nosy Sainte Marie izao no nandraisany ny tatitra avy aminโireo ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ (experts)๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ ๐ท๐ฒ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ถ๐ฎ izay singa ilaina aminโny antotan-taratasy hanoratana ny Misiona katolika anaty Harembakoka iraisan'izao tontolo izao aminโny Volana Desambra 2025 izao.Niara-dalana nanotrona ny minisitra nandritra ity ๐๐๐ฉ๐จ๐๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ โ๐๐จ๐ nataony tao aminโny Nosy Sainte Marie ity ihany koa ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Analanjirofo RASOANANDRASANA Eudรจse Claret na i Jack ary ireo tomponโandraikitra samihafa eo anivonโny Fiangonana ao Sainte Marie miampy ireo tomponโandraikitra ao an-toerana.