Actualitรฉs > ALAROBIAN' NY POETA

ALAROBIAN' NY POETA


Miantefa amin'ny ankizy sy ny tanora ny ๐‡๐„๐“๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐…๐€๐Œ๐Ž๐€๐‡๐€๐Œ-๐๐Ž๐Š๐˜, izay hotontosaina ao amin'ny efitrano ๐‘ซ๐’‚๐’—๐’Š๐’… ๐‘ฑ๐’‚๐’๐’Ž๐’‚๐’๐’๐’“๐’, Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM Anosy ny ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ถ๐—ฎ ๐Ÿฏ ๐——๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ho avy izao amin'ny ๐Ÿต ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ.๐Ÿฏ๐Ÿฌ๐—บ๐—ป.๐‘ฑ๐’†๐’‚๐’-๐‘ฑ๐’๐’”๐’†๐’‘๐’‰ ๐‘น๐‘จ๐‘ฉ๐‘ฌ๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘ฌ๐‘ณ๐‘ถ, poeta miroa tontolo ๐‘ฑ๐’‚๐’„๐’’๐’–๐’†๐’” ๐‘น๐‘จ๐‘ฉ๐‘ฌ๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ต๐‘ฑ๐‘จ๐‘น๐‘จ, poeta sy mpitolona izay  boky samy nosoratan'i Florence Dimani no indray hampahafantarina ampahibemaso mandritra izany fotoana izany.Tetikasa niarahana tamin'ny edisiona TENY ary novatsian'ny Fonds Yavarhoussen moa no nandavorariana  izany.๐‘€๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ

Publie le 27/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs