Fandaharam-potoana mahakasika ny fankalazana ny Taom-baovao Malagasy Fidiovana 2025 izay mifototra amin'ny lohahevitra hoe "Ny Kolontsain'ny fitoniana, antoky ny fahavelomana".
Hanomboka ny alahady 23 Marsa ny hetsika eny amin'ny Rovan'i Madagasikara izay hanasana ny Malagsy rehetra.