Voarainโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa androany ihany koa ireo ๐๐๐ก๐ข๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ avy aminโireo mpisehatra ara-kolontsaina teo aminโny Sokajy ๐๐ข๐ซ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ค๐จ๐๐ซ๐๐ณ๐๐ง๐, sySokajy ๐๐๐ซ๐๐ฆ๐๐๐ค๐จ, arySokajy ๐๐๐ข๐ซ๐๐ก๐ ๐๐ซ๐๐คโ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ค๐ ๐๐ฆ๐๐ฆ-๐๐ข๐ค๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐ซ๐ฒ (zavakanto an-jery).Fehin-kevitra nivoaka avy taminโny ๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ ho Fanavaozana ny tontolonโny ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ izay natao manerana ny Nosy nanomboka ny ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ 13 ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐, ary naravonโireo komity solo-tena avy aminโireo mpandray anjara taminโny fakan-kevitra.