Sokajy ๐๐๐๐ญ๐ข๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐ ๐๐งโ๐จ๐ง๐ฃ๐๐ฆ๐ฉ๐๐จSokajy ๐๐ฌ๐ ๐ฌ๐จ๐ซ๐๐ญ๐ซ๐, ahitana ireo ๐๐ฉ๐๐ง๐จ๐ซ๐๐ญ๐ซ๐, ๐๐ฉ๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฏ๐๐ซ๐จ-๐๐จ๐ค๐ฒSokajy ๐๐ข๐ก๐ฒ ๐๐ง-๐ญ๐๐ง๐๐ง๐๐๐ก๐ข๐๐Samy nahavita fehin-kevitra avokoa ireo Sokajy ireo taorianโny ๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ ho Fanavaozana ny tontolonโny ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ka tonga nanolotra izany teo anivonโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina androany ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ 27 ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐.Nisy ny tafatafa nifanaovanโireo solo-tena isaky ny ๐๐จ๐ค๐๐ฃ๐ฒ taminโny Minisitra GASCAR Fenosoa ankoatra ny fanolorana ireo antontan-kevitra mirakitra izay tapaky ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ maro nandritra ny fotoana nanatanterahana ny fakan-kevitra ny ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ 13 ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ teo. ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ฬ๐๐ ho fanavaozana ny kolontsaina malagasy.