Actualitรฉs > HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY...

HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR

Noraisinโ€™ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐†๐€๐’๐‚๐€๐‘ ๐…๐ž๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐š tetsy aminโ€™ny birao fiasany ny ๐‘€๐‘Ž๐‘ ๐‘œ๐‘–๐‘ฃ๐‘œโ„Ž๐‘œ๐‘›โ€™๐‘– ๐‘†๐‘–๐‘›๐‘Ž miasa sy monina eto Madagasikar ๐‰๐ˆ ๐๐ข๐ง๐ , izay tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana.Nanotrona ny Minisitra nandritra ity fihaonana ity ny Sekretera Jeneralinโ€™ny minisitera ๐‘๐€๐’๐Ž๐‹๐Ž๐…๐Ž๐€๐‘๐ˆ๐‰๐€๐Ž๐๐€ ๐Œ๐ข๐š๐ซ๐ฒ.Hisy ny ๐’‡๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’“๐’‚-๐’Œ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ eo aminโ€™ny firenena roa tonta, ary koa ny fanohananโ€™i Sina ny sehatry ny kolontsaina malagasy.Voaresaka nandrintra ity ๐‘“๐‘–โ„Ž๐‘Ž๐‘œ๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘ฃ๐‘œ๐‘Ž๐‘™๐‘œโ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ity ihany koa ny fahavononanโ€™i Sina hanohana ny lafiny serasera aminโ€™ny alalanโ€™ny fanamafisana fahaiza-manao ho anโ€™ireo mpisehatra aminโ€™ny serasera aminโ€™ny Radio sy Fahitalavi-pirenena, ary koa ny fanohanana ara-pitaovana ny haino amanjery nasionaly. Le Ministre de la Communiction et de la Culture, accompagnรฉ de son Secrรฉtaire Gรฉnรฉral, a reรงu ce matin lโ€™Ambassadeur de Chine ร  Madagascar SEM Ji Ping.Des รฉchanges culturelles entre les deux pays amis, et le renforcement de capacitรฉ pour les acteurs de communication des mรฉdias publics  pour amรฉliorer la qualitรฉ de services de la radio et de la tรฉlรฉvision nationale, ainsi que des appuis matรฉriels des mรฉdias publics ont รฉtรฉ discutรฉs lors de cette premiรจre rencontre en vue dโ€™une meilleure collaboration.

HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
Publie le 01/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs