Actualitรฉs > TSAPIKY, GADONA MOZIKA MALAGASY, VOAS...

TSAPIKY, GADONA MOZIKA MALAGASY, VOASOKAJY HAREMBAKOKA EO ANIVON' NY UNESCO


Miavaka maneran-tany ny ๐‘ฒ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š izay singa mampitombo ny mahaizy azy anโ€™i Madagasikara sy hahafantaranโ€™izao tontolo izao azy.Ankehitriny dia voasoratra eo anivonโ€™ny UNESCO ho isanโ€™ny HAREMBAKOKA TSY AZO TSAPAIN-TANANA HO ANโ€™NY ZANAKโ€™OLOMBELONA ny ๐™๐™Ž๐˜ผ๐™‹๐™„๐™†๐™”, gadona mozika malagasy avy any aminโ€™ny faritra Atsimo Andrefana.Fantatra izany nandritra ny fivoriana faha 20 nataonโ€™ny Komity iraisanโ€™ireo governemanta natao androany 10 Desambra 2025.

Publie le 11/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs