Miavaka maneran-tany ny π²ππππππππππ ππππππππ izay singa mampitombo ny mahaizy azy anβi Madagasikara sy hahafantaranβizao tontolo izao azy.Ankehitriny dia voasoratra eo anivonβny UNESCO ho isanβny HAREMBAKOKA TSY AZO TSAPAIN-TANANA HO ANβNY ZANAKβOLOMBELONA ny πππΌππππ, gadona mozika malagasy avy any aminβny faritra Atsimo Andrefana.Fantatra izany nandritra ny fivoriana faha 20 nataonβny Komity iraisanβireo governemanta natao androany 10 Desambra 2025.