ActualitΓ©s > TSAPIKY, GADONA MOZIKA MALAGASY, VOAS...

TSAPIKY, GADONA MOZIKA MALAGASY, VOASOKAJY HAREMBAKOKA EO ANIVON' NY UNESCO


Miavaka maneran-tany ny π‘²π’π’π’π’π’•π’”π’‚π’Šπ’π’‚ π’Žπ’‚π’π’‚π’ˆπ’‚π’”π’š izay singa mampitombo ny mahaizy azy an’i Madagasikara sy hahafantaran’izao tontolo izao azy.Ankehitriny dia voasoratra eo anivon’ny UNESCO ho isan’ny HAREMBAKOKA TSY AZO TSAPAIN-TANANA HO AN’NY ZANAK’OLOMBELONA ny π™π™Žπ˜Όπ™‹π™„π™†π™”, gadona mozika malagasy avy any amin’ny faritra Atsimo Andrefana.Fantatra izany nandritra ny fivoriana faha 20 nataon’ny Komity iraisan’ireo governemanta natao androany 10 Desambra 2025.

Publie le 11/12/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s