Noraisinโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐ tetsy aminโny birao fiasany ny ๐๐๐ ๐๐๐ฃ๐โ๐๐โ๐ ๐๐๐๐ miasa sy monina eto Madagasikar ๐๐ ๐๐ข๐ง๐ , izay tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana.Nanotrona ny Minisitra nandritra ity fihaonana ity ny Sekretera Jeneralinโny minisitera ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐๐ซ๐ฒ.Hisy ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ eo aminโny firenena roa tonta, ary koa ny fanohananโi Sina ny sehatry ny kolontsaina malagasy.Voaresaka nandrintra ity ๐๐โ๐๐๐๐๐๐ ๐ฃ๐๐๐๐โ๐๐๐ฆ ity ihany koa ny fahavononanโi Sina hanohana ny lafiny serasera aminโny alalanโny fanamafisana fahaiza-manao ho anโireo mpisehatra aminโny serasera aminโny Radio sy Fahitalavi-pirenena, ary koa ny fanohanana ara-pitaovana ny haino amanjery nasionaly. Le Ministre de la Communiction et de la Culture, accompagnรฉ de son Secrรฉtaire Gรฉnรฉral, a reรงu ce matin lโAmbassadeur de Chine ร Madagascar SEM Ji Ping.Des รฉchanges culturelles entre les deux pays amis, et le renforcement de capacitรฉ pour les acteurs de communication des mรฉdias publics pour amรฉliorer la qualitรฉ de services de la radio et de la tรฉlรฉvision nationale, ainsi que des appuis matรฉriels des mรฉdias publics ont รฉtรฉ discutรฉs lors de cette premiรจre rencontre en vue dโune meilleure collaboration.