ActualitΓ©s > HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY...

HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR

Noraisin’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 π…πžπ§π¨π¬π¨πš tetsy amin’ny birao fiasany ny π‘€π‘Žπ‘ π‘œπ‘–π‘£π‘œβ„Žπ‘œπ‘›β€™π‘– π‘†π‘–π‘›π‘Ž miasa sy monina eto Madagasikar π‰πˆ 𝐏𝐒𝐧𝐠, izay tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana.Nanotrona ny Minisitra nandritra ity fihaonana ity ny Sekretera Jeneralin’ny minisitera π‘π€π’πŽπ‹πŽπ…πŽπ€π‘πˆπ‰π€πŽππ€ 𝐌𝐒𝐚𝐫𝐲.Hisy ny π’‡π’Šπ’‡π’‚π’π’‚π’Œπ’‚π’π’π’›π’‚π’π’‚ 𝒂𝒓𝒂-π’Œπ’π’π’π’π’•π’”π’‚π’Šπ’π’‚ eo amin’ny firenena roa tonta, ary koa ny fanohanan’i Sina ny sehatry ny kolontsaina malagasy.Voaresaka nandrintra ity π‘“π‘–β„Žπ‘Žπ‘œπ‘›π‘Žπ‘›π‘Ž π‘£π‘œπ‘Žπ‘™π‘œβ„Žπ‘Žπ‘›π‘¦ ity ihany koa ny fahavononan’i Sina hanohana ny lafiny serasera amin’ny alalan’ny fanamafisana fahaiza-manao ho an’ireo mpisehatra amin’ny serasera amin’ny Radio sy Fahitalavi-pirenena, ary koa ny fanohanana ara-pitaovana ny haino amanjery nasionaly. Le Ministre de la Communiction et de la Culture, accompagnΓ© de son SecrΓ©taire GΓ©nΓ©ral, a reΓ§u ce matin l’Ambassadeur de Chine Γ  Madagascar SEM Ji Ping.Des Γ©changes culturelles entre les deux pays amis, et le renforcement de capacitΓ© pour les acteurs de communication des mΓ©dias publics  pour amΓ©liorer la qualitΓ© de services de la radio et de la tΓ©lΓ©vision nationale, ainsi que des appuis matΓ©riels des mΓ©dias publics ont Γ©tΓ© discutΓ©s lors de cette premiΓ¨re rencontre en vue d’une meilleure collaboration.

HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
HAMAFISINA NY FIARAHA-MIASA AMIN' NY LAFINY KOLONTSAINA EO AMIN' I SINA SY I MADAGASCAR
Publie le 01/12/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s