Noraisinβny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ππππππ π ππ§π¨π¬π¨π tetsy aminβny birao fiasany ny πππ πππ£πβππβπ ππππ miasa sy monina eto Madagasikar ππ ππ’π§π , izay tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana.Nanotrona ny Minisitra nandritra ity fihaonana ity ny Sekretera Jeneralinβny minisitera πππππππ πππππππππ ππ’ππ«π².Hisy ny ππππππππππππππ πππ-πππππππππππ eo aminβny firenena roa tonta, ary koa ny fanohananβi Sina ny sehatry ny kolontsaina malagasy.Voaresaka nandrintra ity ππβππππππ π£ππππβπππ¦ ity ihany koa ny fahavononanβi Sina hanohana ny lafiny serasera aminβny alalanβny fanamafisana fahaiza-manao ho anβireo mpisehatra aminβny serasera aminβny Radio sy Fahitalavi-pirenena, ary koa ny fanohanana ara-pitaovana ny haino amanjery nasionaly. Le Ministre de la Communiction et de la Culture, accompagnΓ© de son SecrΓ©taire GΓ©nΓ©ral, a reΓ§u ce matin lβAmbassadeur de Chine Γ Madagascar SEM Ji Ping.Des Γ©changes culturelles entre les deux pays amis, et le renforcement de capacitΓ© pour les acteurs de communication des mΓ©dias publics pour amΓ©liorer la qualitΓ© de services de la radio et de la tΓ©lΓ©vision nationale, ainsi que des appuis matΓ©riels des mΓ©dias publics ont Γ©tΓ© discutΓ©s lors de cette premiΓ¨re rencontre en vue dβune meilleure collaboration.