Hiverina hisokatra, ny alahady 30 novambra 2025, ny kianjan'ny hira gasy, ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ ๐ฅ๐ฎ-๐ฃ๐ฒ๐๐ถ๐ etsy Anosy. Tarika roa no hikatroka: ๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐ ๐๐ผ๐๐๐ผ ๐ผ๐๐๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐๐ผ sy ๐๐๐๐ฟ๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผHarahintsika eto amin'ny Radio Madagasikara Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz ny hetsika.Daty: Alahady 30 novambra 2025Ora : amin'ny folo ora maraina, mivantana eto amin'ny pejy facebook, ny ampahany / amin'ny roa ora tolakandro anatin'ny fandaharana ๐๐ถ๐ฟ๐ฎ ๐ด๐ฎ๐๐ eto amin'ny Radio Madagasikara Mpanatontosa: ๐๐ฎ๐ป๐ถ๐ฒ๐น ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ๐ป ๐ฅ๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐ก๐๐๐ฅ๐Aza misaraka amin'ny RNM