Kianjan’ny Hiragasy Ampefiloha Manomboka amin’ny 10 ora maraina Tongava hijery, hihaino, ary hiaina ny hakanton’ny Hiragasy amin’ny endriny lehibe indrindra.
Alakamisy 26 febroary manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva sy Zoma 27 febroary 2026