๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐๐ค๐ฉ๐ค๐ฃ๐ฎ mamaha olana isam-paritra ireo tomponโandraikitry ny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina aminโny alalanโny ekipanโny ๐ข๐ฅ๐ง๐ .Tapaka nandritra ny iray volana mahery teo ny ๐๐๐ก๐ข๐ญ๐๐ฅ๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐๐ฅ๐ฒ ho anโny Distrikanโi ๐๐ฒ๐ป๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ๐ฏ๐ฒ ka niteraka fahasahiranana ho anโny vahoaka noho ny tsy fahafahana misitraka ny zo fototra hahazo vaovao amin'ny fahita lavitra.Omaly Zoma 05 Dรฉcembre 2025 dia nidina ifotony nitondra vahaolana ny ekipan'ny Ministeranโny serasera sy ny Kolontsaina, izay notarihin'ny Tale Jeneralinโny ORTM ๐ณ๐ฌ๐ด๐จ๐ต๐จ ๐ฌ๐๐๐๐ฬ๐, niaraka taminโny Talenโny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz , ny Tale Tekโika DIT, ary ireo tomponโandraikitra sy teknisianina. Ka nanolotra ๐๐ข๐ญ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ฏ๐๐จ๐ฏ๐๐จ mba hamerenana aminโny laoniny ny TVM ao amin'ity distrika ity.Notsirihina taminโizany fitsidihana izany ireo fitaovana teknika rehetra, mba handrefesana ny fahasimbana misy sy ny filร na aminโny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ hatao.Nisy ihany koa ny fanomezana sy fanaterana ๐๐ข๐ญ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ฏ๐๐จ๐ฏ๐๐จ ho fanatsร rana ny kalitaonโny fandrakofana sy ny fampielezam-peo ao aminโny faritra, ka anisan'ny fitaovana tamin'izany ny รmetteur sy ny Antenne.Ny tanjona dia ny ๐ก๐๐ง๐๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐ hatrany ny ๐ค๐๐ฅ๐ข๐ญ๐๐จ๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐, hanamafisana ny fandraisana fandaharana aminโny fahitalavitra sy onjam-peo, ary hanohanana ny asa ataonโireo sampandraharaha any ifotony.Maneho fisaorana sy fankasitrahana hoan'ny Minisitra ๐บ๐ด๐๐ถ๐ด๐ ๐น๐๐๐๐ ๐๐ sy ny ekipany ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ao ๐๐จ๐ง๐ ๐จ๐ฅ๐๐ฏ๐ izay tarihin'i Tale-paritra ONJASOA Tantely Almondia, noho ny fanohanana matotra aminโny fampivoarana ny tambajotra sy ny fotodrafitrasa ara-pifandraisana.